Jeremiah 29:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa mihainoa ny tenin’NY TOMPO, ianareo babo rehetra izay nesoriko tany Jerosalema ho atỳ Babilona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa mihainoa ny tenin’i Iaveh, ianareo rehetra, babo nalefako avy tany Jerosalema ho any Babilôna!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ianareo kosa, ry babo rehetra izay nasain’ny Tompo nentina avy eto Jerosalema hankatỳ Babilôna, mihainoa ny tenin’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Koa mihainoa ny tenin'i Jehovah, ianareo babo rehetra izay nesoriko tany Jerosalema ho atỳ Babylona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa mihainoa ny tenin’NY TOMPO, ianareo babo rehetra izay nesoriko tany Jerosalema ho atỳ Babilona.
malagasy
Koa mihainoa ny tenin'i Jehovah, ianareo babo rehetra izay nesoriko tany Jerosalema ho atỳ Babylona.