Jeremiah 29:25 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely: Noho ny nampitondranao taratasy tamin’ny anaranao ho amin’ny vahoaka rehetra izay any Jerosalema sy amin’i Zefania mpisorona, zanak’i Mahaseia, ary amin’ny mpisorona rehetra hafa koa nilaza hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika, Andriamanitr’i Israely: «Ianao nandefa taratasy tamin’ny anaranao, ho any amin’ny vahoaka rehetra any Jerosalema, sy i Sôfônia mpisorona, zanak’i Maasiasa, mbamin’ny mpisorona rehetra, nilaza hoe:
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Noho ny nampitondranao taratasy tamin'ny anaranao ho amin'ny vahoaka rehetra izay any Jerosalema sy amin'i Zefania mpisorona, zanak'i Mahaseia, ary amin'ny mpisorona rehetra hafa koa nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely: Noho ny nampitondranao taratasy tamin’ny anaranao ho amin’ny vahoaka rehetra izay any Jerosalema sy amin’i Zefania mpisorona, zanak’i Mahaseia, ary amin’ny mpisorona rehetra hafa koa nilaza hoe:
malagasy