Jeremiah 29:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nahoana ianao no tsy nananatra mafy an’i Jeremia avy any Anatota, izay milaza azy ho mpaminany aminareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ankehitriny, ahoana no tsy nisakananao an’i Jeremia, avy any Anatôta, izay maminany aminareo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahoana àry ianao no tsy nihetsika nanohitra an’i Jeremià avy any Hanatôta, izay mihambo haminany aminareo?
Malagasy Bible 1865
koa nahoana ianao no tsy nananatra mafy an'i Jeremia avy any Anatota, izay manao azy ho mpaminany aminareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nahoana ianao no tsy nananatra mafy an’i Jeremia avy any Anatota, izay milaza azy ho mpaminany aminareo?
malagasy
koa nahoana ianao no tsy nananatra mafy an'i Jeremia avy any Anatota, izay manao azy ho mpaminany aminareo?