Jeremiah 29:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ilay teny nampitondrainy an’i Elasa, zanak’i Safana, sy i Gemaria, zanak’i Hilkia, izay nirahin’i Zedekia, mpanjakan’ny Joda, ho any Babilona, ho any amin’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, nilaza hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
taratasy nampitondrainy tamin’ny alalan’i Elàsa, zanak’i Safàna, sy i Gamariasa, zanak’i Helkiasa, izay nirahin’i Sedesiasa mpanjakan’i Jodà, ho any Babilôna, amin’i Nabokodonozora, mpanjakan’i Babilôna, ka hoy ny taratasy hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Tsedekià mpanjakan’i Joda efa naniraka an’i Elehasà, zanakalahin’i Safàna sy an’i Gemarià zanakalahin’i Hilkià hankany Babilôna ho any amin’i Nebokadnetsara mpanjaka. Koa nampitondrain’i Jeremià azy roa lahy ny taratasy milaza hoe:
Malagasy Bible 1865
dia ilay teny nampitondrainy an'i Elasa, zanak'i Safana, sy Gemaria, zanak'i Hilkia, izay nirahin'i Zedekia, mpanjakan'ny Joda, ho any Babylona, ho any amin'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ilay teny nampitondrainy an’i Elasa, zanak’i Safana, sy i Gemaria, zanak’i Hilkia, izay nirahin’i Zedekia, mpanjakan’ny Joda, ho any Babilona, ho any amin’i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, nilaza hoe:
malagasy