Jeremiah 29:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely, amin’ny babo rehetra izay natolotro ho babo avy tany Jerosalema ho any Babilona:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika, Andriamanitr’i Israely, amin’ny babo rehetra nasesiko avy any Jerosalema ho any Babilôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao sady ilay Andriamanitr’i Israely, ho an’izay rehetra natolony ho babo avy tao Jerosalema ho any Babilôna:
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely, amin'ny babo rehetra izay natolotro ho babo avy tany Jerosalema ho any Babylona:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely, amin’ny babo rehetra izay natolotro ho babo avy tany Jerosalema ho any Babilona:
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely, amin'ny babo rehetra izay natolotro ho babo avy tany Jerosalema ho any Babylona: