Jeremiah 29:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manaova trano ianareo ka mitoera aminy; ary manaova tanimboly ka hano ny vokatra avy aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ianareo hanorina trano, ka hitoetra aminy; hamboly zaridaina, ka hihinana ny vokany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
‹Manorena trano ho anareo ka ipetraho; voleo ny tanimboly ka hano izay vokatra avy aminy.
Malagasy Bible 1865
Manaova trano ianareo, ka mitoera aminy; ary manaova tanimboly, ka hano ny vokatra avy aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manaova trano ianareo ka mitoera aminy; ary manaova tanimboly ka hano ny vokatra avy aminy.
malagasy
Manaova trano ianareo, ka mitoera aminy; ary manaova tanimboly, ka hano ny vokatra avy aminy.