Jeremiah 3:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy NY TOMPO tamiko: Israely mpikomy dia hita fa marimarina kokoa noho i Joda mpivadika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Iaveh tamiko: I Israely ilay mpiodina no niseho ho marina ihany, raha miolotra amin’i Jodà ilay mpivadika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa mbola niteny tamiko indray ny TOMPO hoe: –Toa marimarina ihany i Israely mpiodina raha miohatra amin’i Joda mpivadika.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah tamiko: Isiraely mpiodina dia hita fa marimarina kokoa noho Joda mpivadika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy NY TOMPO tamiko: Israely mpikomy dia hita fa marimarina kokoa noho i Joda mpivadika.
malagasy
Ary hoy Jehovah tamiko: Isiraely mpiodina dia hita fa marimarina kokoa noho Joda mpivadika.