Jeremiah 3:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia homeko mpitondra araka ny sitrapoko, izay hitondra anareo amin’ny fahalalana sy ny fahendrena, ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia homeko mpiandry araka ny foko ianareo, izay hamahana anareo amim-pahalalana sy fahendrena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka any no hanomezako anareo mpitondra araka izay sitrako sy afaka hitondra anareo amim-pahalalana sy amim-pahendrena.
Malagasy Bible 1865
Dia homeko mpitondra araka ny sitrapoko ianareo. Izay hitondra anareo amin'ny fahalalana sy ny fahendrena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia homeko mpitondra araka ny sitrapoko, izay hitondra anareo amin’ny fahalalana sy ny fahendrena, ianareo.
malagasy
Dia homeko mpitondra araka ny sitrapoko ianareo. Izay hitondra anareo amin'ny fahalalana sy ny fahendrena.[Heb. mpiandry ondry][Heb. hiandry]