Jeremiah 3:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany, ny taranak’i Joda sy ny taranak’Israely, dia hiara-mandeha ka hiara-tonga avy any amin’ny tany avaratra izy, ho any amin’ny tany nomeko ny razanareo ho lovany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany andro izany, hiara-mandeha ny taranak’i Jodà sy ny taranak’i Israely, ka hiara-tonga avy any amin’ny tany avaratra, ho ao amin’ny tany nomeko ho lovan’ny razanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hankany amin’izay nielezan’ny vahoakan’i Israely ny vahoakan’i Joda ka hiara-miverina avy any amin’ny tany avaratra izy roa tonta ary hankany amin’ny tany izay nomeko ny razany ho fananany.
Malagasy Bible 1865
Amin'izany andro izany ny taranak'i Joda sy ny taranak'Isiraely dia hiara-mandeha, ka hiara-tonga avy any amin'ny tany avaratra izy ho any amin'ny tany nomeko ny razanareo ho lovany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany, ny taranak’i Joda sy ny taranak’Israely, dia hiara-mandeha ka hiara-tonga avy any amin’ny tany avaratra izy, ho any amin’ny tany nomeko ny razanareo ho lovany.
malagasy
Amin'izany andro izany ny taranak'i Joda sy ny taranak'Isiraely dia hiara-mandeha, ka hiara-tonga avy any amin'ny tany avaratra izy ho any amin'ny tany nomeko ny razanareo ho lovany.