Jeremiah 3:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andrandrao amin’ny tendrombohitra mangadihady ny masonao ka jereo: Taiza no tsy nandrian’olona taminao? Teny an-dalambe no niandrasanao azy toy ny Arabo any an-tany efitra; ary ny fijangajanganao sy ny faharatsianao no nandotoanao ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andrandrao amin’ny havoana ny masonao, ka jereo: Taiza no tsy nandotoana anao? Nipetraka eny an-dalambe eny ianao mba ho azy ireo, mova tsy ny Arabo any an’efitra! Ary ny fijangajanganao sy ny haratsiam-panahinao, dia efa nandotoanao ny tany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Atopazo eny amin’ny havoana ny masonao: jereo raha misy toerana tsy nandrian’olona taminao. Tahaka ny Arabo mpirenireny any an-taniefitra miandry ny rembiny no nipetrahanao teo amoron-dalana niandry ny lehilahinao. Ny fijangajanganao sy ny faharatsianao no nandotoanao ny tany.
Malagasy Bible 1865
Andrandrao amin'ny tendrombohitra mangadihady ny masonao, ka jereo. Taiza no tsy nandrian'olona taminao? Teny an-dalambe no niandrasanao azy toy ny Arabo any an-efitra; Ary ny fijangajanganao sy ny faharatsianao no nandotoanao ny tany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andrandrao amin’ny tendrombohitra mangadihady ny masonao ka jereo: Taiza no tsy nandrian’olona taminao? Teny an-dalambe no niandrasanao azy toy ny Arabo any an-tany efitra; ary ny fijangajanganao sy ny faharatsianao no nandotoanao ny tany.
malagasy