Jeremiah 3:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa toy ny vehivavy misintaka miala amin’ny sakaizany, dia toy izany tokoa no nisintahanareo niala Tamiko, ry taranak’Israely, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanefa kosa, toy ny ivadihan’ny vehivavy amin’ny sakaizany no niodinanareo tamiko, ry taranak’i Israely, - teny marin’i Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo toy ny vehivavy nisintaka tamim-badiny no nisintahanao tamiko, ry taranak’i Israely; teny hentitra avy amiko TOMPO izany.
Malagasy Bible 1865
Kanefa toy ny vehivavy misintaka miala amin'ny lahy, dia toy izany tokoa no nisintahanareo niala tamiko, ry taranak'Isiraely, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa toy ny vehivavy misintaka miala amin’ny sakaizany, dia toy izany tokoa no nisintahanareo niala Tamiko, ry taranak’Israely, hoy NY TOMPO.
malagasy
Kanefa toy ny vehivavy misintaka miala amin'ny lahy, dia toy izany tokoa no nisintahanareo niala tamiko, ry taranak'Isiraely, hoy Jehovah.[Heb. sakaizany]