Jeremiah 3:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Injany misy feo re any an-tendrombohitra mangadihady, dia fitomaniana sy fitarainan’ny Zanak’Israely; fa nivilivily tamin’ny nalehany izy ary nanadino NY TOMPO Andriamaniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misy feo mihahohaho any amin’ny fitoerana avo, dia fitomanian’ny zanak’i Israely mifona; fa nanimba ny lalany izy ireo, nanadino an’i Iaveh Andriamaniny. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Injany misy feo re any an-tampon-kavoana: tsy inona izany fa ireo Israelita izay mitomany sy mitaraina mafy satria diso lalana tamin’izay nalehany ka nanadino Ahy TOMPO Andriamaniny.
Malagasy Bible 1865
Injay! feo re any an-tendrombohitra mangadihady, dia fitomaniana amam-pitarainan'ny Zanak'Isiraely; Fa nivilivily tamin'ny nalehany izy ary nanadino an'i Jehovah Andriamaniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Injany misy feo re any an-tendrombohitra mangadihady, dia fitomaniana sy fitarainan’ny Zanak’Israely; fa nivilivily tamin’ny nalehany izy ary nanadino NY TOMPO Andriamaniny.
malagasy
Injay! feo re any an-tendrombohitra mangadihady, dia fitomaniana amam-pitarainan'ny Zanak'Isiraely; Fa nivilivily tamin'ny nalehany izy ary nanadino an'i Jehovah Andriamaniny.