Jeremiah 3:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa tsy hitaraina Amiko va ianao amin’izao sisa izao hoe: Ry Raiko ô! Ianao no nahazatra ahy, hatry ny fony aho mbola tanora?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ankehitriny kosa izao manko no lazainao amiko: «Ry Raiko ô, ianao ilay sakaizan’ny fahatanorako. Ho tezitra mandrakariva va izy, hitahiry fahatezerana mandrakizay va izy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny anefa ianao dia sahy miantsoantso Ahy hoe: «Ry raiko sady sakaizako fahazaza,
Malagasy Bible 1865
Moa tsy hitaraina amiko va ianao amin'izao sisa izao hoe: Ry Raiko ô, Hianao no nahazatra ahy, hatry ny fony aho mbola tanora?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa tsy hitaraina Amiko va ianao amin’izao sisa izao hoe: Ry Raiko ô! Ianao no nahazatra ahy, hatry ny fony aho mbola tanora?
malagasy
Moa tsy hitaraina amiko va ianao amin'izao sisa izao hoe: Ry Raiko ô, Hianao no nahazatra ahy, hatry ny fony aho mbola tanora?