Jeremiah 3:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho tezitra mandrakizay va Izy? Hitahiry fahatezerana hatramin’ny farany va Izy? Indro, efa niteny toy izany ianao, nefa nanao izany ratsy izany ihany ka nahatanteraka izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no lazainao, nefa mbola manao ratsy ihany ianao, sady mahatanteraka izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mbola ho tezitra amiko ihany ve ianao ka hitahiry alahelo amiko hatrany?» Izany no teninao tamiko, nefa tsy nitsahatra nanao ratsy ianao, sady tena havanana tamin’izany.
Malagasy Bible 1865
Ho tezitra mandrakizay va Izy? Hitahiry fahatezerana hatamin'ny farany va Izy? Indro, efa niteny toy izany ianao, nefa nanao izany ratsy izany ihany ka nahatanteraka izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho tezitra mandrakizay va Izy? Hitahiry fahatezerana hatramin’ny farany va Izy? Indro, efa niteny toy izany ianao, nefa nanao izany ratsy izany ihany ka nahatanteraka izany.
malagasy
Ho tezitra mandrakizay va Izy? Hitahiry fahatezerana hatamin'ny farany va Izy? Indro, efa niteny toy izany ianao, nefa nanao izany ratsy izany ihany ka nahatanteraka izany.