Jeremiah 3:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nataoko fa hiverina Amiko izy rehefa avy nanao izany rehetra izany, kanjo tsy niverina izy. Ary i Joda mpivadika rahavaviny dia nahita izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy aho: «Hiverina amiko izy, rehefa avy nanao izany rehetra izany!» Kanjo tsy niverina izy. I Jodà, mpivadika, rahavaviny, dia nahita izany koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy Aho anakampo hoe: Rehefa afaka izany dia hiverina amiko izy. Kanjo tsy niverina izy; ary nahita izany i Joda mpivadika rahavaviny.
Malagasy Bible 1865
Ary nataoko fa rehefa nanao izany rehetra izany izy, dia hiverina amiko. Kanjo tsy niverina izy. Ary Joda mpivadika rahavaviny dia nahita izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nataoko fa hiverina Amiko izy rehefa avy nanao izany rehetra izany, kanjo tsy niverina izy. Ary i Joda mpivadika rahavaviny dia nahita izany.
malagasy
Ary nataoko fa rehefa nanao izany rehetra izany izy, dia hiverina amiko. Kanjo tsy niverina izy. Ary Joda mpivadika rahavaviny dia nahita izany.