Jeremiah 30:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no teny tonga tamin’i Jeremia avy tamin’NY TOMPO:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no teny avy amin’i Iaveh, natao tamin’i Jeremia:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy baiko tamin’i Jeremià, dia baiko avy amin’ny TOMPO nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Izao no teny tonga tamin'i Jeremia avy tamin'i Jehovah:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no teny tonga tamin’i Jeremia avy tamin’NY TOMPO:
malagasy
[Ny hampodiana ny voninahitry ny Isiraely, sy ny hampijaliana izay nampahory azy] Izao no teny tonga tamin'i Jeremia avy tamin'i Jehovah: