Jeremiah 30:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa momba anao Aho mba hamonjy anao, hoy NY TOMPO; koa na dia levoniko aza ny firenena rehetra izay nampielezako anao dia tsy mba holevoniko kosa ianao; nefa kosa mba hanariko araka ny onony ihany ianao, fa tsy dia havelako fotsiny amin’izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa momba anao Aho, - teny marin’i Iaveh, - hamonjy anao; hataoko ringana ny firenena rehetra nampielezako anao. Fa ianao kosa, tsy mba haringako; hofaiziko ara-drariny ihany ianao, fa tsy dia havelako ho afa-potsiny tsy akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa miaraka aminareo Aho, mba hamonjy anareo; teny hentitry avy amiko TOMPO izany. Hofongorako ny firenen-kafa rehetra izay nanelezako anareo; ianareo kosa tsy mba hofongorako, na dia tsy maintsy faiziko araka ny hitsiny ihany aza fa tsy havelako ho afa-maina.»
Malagasy Bible 1865
Fa momba anao hamonjy anao Aho, hoy Jehovah; Koa na dia levoniko aza ny firenena rehetra izay nampielezako anao, Hianao tsy mba holevoniko; Nefa kosa mba hanariko araka ny antonony ihany ianao, fa tsy dia havelako fotsiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa momba anao Aho mba hamonjy anao, hoy NY TOMPO; koa na dia levoniko aza ny firenena rehetra izay nampielezako anao dia tsy mba holevoniko kosa ianao; nefa kosa mba hanariko araka ny onony ihany ianao, fa tsy dia havelako fotsiny amin’izao.
malagasy