Jeremiah 30:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao no lazain’NY TOMPO: Tsy misy fanafodiny ny faharatranao ary tsy azo sitranina ny ferinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao no lazain’i Iaveh: Tsy azo sitranina ny ratranao, manaintaina ny ferinao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no lazain’ny Tompo: «Tsy azom-panafana ny fahavoazanao, tsy azo sitranina ny ratranao.
Malagasy Bible 1865
Fa izao no lazain'i Jehovah: Maharary ny faharatranao, ary tsy azo sitranina ny ferinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izao no lazain’NY TOMPO: Tsy misy fanafodiny ny faharatranao ary tsy azo sitranina ny ferinao.
malagasy
Fa izao no lazain'i Jehovah: Maharary ny faharatranao, ary tsy azo sitranina ny ferinao.