Jeremiah 30:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy misy miaro anao amin’izay mahazo anao; tsy misy famehezana hitsaboana ny ferinao; ary tsy misy fanafody hanasitranana anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsy misy olona hisolo vava anao amin’ny adinao, mba hamehezana ny ferinao, tsy misy fanafody mahasitrana ho anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy misy olona mihevitra ny ferinao ho mbola mety hotsaboina; fa tsy misy fanafodiny intsony.
Malagasy Bible 1865
Tsy misy handahatra ny teninao; Tsy manana plasitera fanasitranana hapetaka amin'ny ferinao ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy misy miaro anao amin’izay mahazo anao; tsy misy famehezana hitsaboana ny ferinao; ary tsy misy fanafody hanasitranana anao.
malagasy
Tsy misy handahatra ny teninao; Tsy manana plasitera fanasitranana hapetaka amin'ny ferinao ianao.[Na: Tsy misy mikarakara ny raharahanao hamoritana ny ferinao, Ary tsy, manana plasitera fanasitranana ianao]