Jeremiah 30:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo tia anao dia efa nanadino anao avokoa, tsy mba notadiaviny ianao; fa famelin’ny fahavalo no namelezako anao, dia ny famaizana tsy mitsitsy, noho ny habetsahan’ny helokao sy ny hamaroan’ny fahotanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lehilahinao rehetra, nanadino anao, fa tsy manan-draharaha aminao akory. Satria nasiako toy ny famely fahavalo ianao, tamin’ny famaizana lozan-tany, noho ny habetsahan’ny helokao, fa efa nitombo be ny fahotanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manadino anao avokoa ireo sakaizanao ary tsy misy miahy anao mihitsy; satria Izaho no nikapoka anao toy ny fahavalo namely anao, ka nofaiziko mafy ianao.
Malagasy Bible 1865
Ireo tia anao dia efa nanadino anao avokoa, tsy mba notadiaviny ianao; Fa famelin'ny fahavalo no namelezako anao, dia ny famaizan'ny lozabe, noho ny habetsahan'ny helokao sy ny hamaroan'ny fahotanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ireo tia anao dia efa nanadino anao avokoa, tsy mba notadiaviny ianao; Fa famelin'ny fahavalo no namelezako anao, dia ny famaizan'ny lozabe, noho ny habetsahan'ny helokao sy ny hamaroan'ny fahotanao.