Jeremiah 30:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana ianao no mitaraina noho ny faharatranao sy noho ny fanaintainanao izay tsy azo atsahatra? Fa noho ny habetsahan’ny helokao sy ny hamaroan’ny fahotanao no nanaovako izany taminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahoana no mitaraina ianao noho ny faharatranao, noho ny tsy fahazoana manasitrana ny ferinao? Noho ny habetsahan’ny helokao ihany, sy noho ny nitomboan’ny fahotanao, no nanaovako izany zavatra izany taminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahoana no itarainanao ny fahavoazanao sy ny fanaintainanao tsy azo tonena? Ny halehiben’ny helokao sy ny hamaroan’ny otanao no nampiharako izany taminao.
Malagasy Bible 1865
Nahoana ianao no mitaraina noho ny faharatranao sy noho ny fanaintainanao izay tsy azo atsahatra? Fa noho ny habetsahan'ny helokao sy ny hamaroan'ny fahotanao no nanaovako izany taminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahoana ianao no mitaraina noho ny faharatranao sy noho ny fanaintainanao izay tsy azo atsahatra? Fa noho ny habetsahan’ny helokao sy ny hamaroan’ny fahotanao no nanaovako izany taminao.
malagasy
Nahoana ianao no mitaraina noho ny faharatranao sy noho ny fanaintainanao izay tsy azo atsahatra? Fa noho ny habetsahan'ny helokao sy ny hamaroan'ny fahotanao no nanaovako izany taminao.