Jeremiah 30:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izay rehetra mihinana anao dia mba hohanina, ary izay rehetra mampahory anao dia ho lasan-ko babo; izay mamabo anao dia hobaboina ary izay rehetra mandroba anao dia hatolotro horobaina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa izay rehetra mandany anao, holanina; izay rehetra mampahory anao, ho lasan-ko babo; izay mamabo anao, hobaboina; ary izay rehetra mandroba anao, hatolotro horobaina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa izay rehetra mandripaka anao dia mba haripaka ihany koa; izay rehetra mankahala anao dia mba hatao sesitany ihany koa; izay mamabo anao dia mba hobaboina ihany koa; ary izay rehetra mandroba ny fanananao dia mba hatolotro horobaina ihany koa.
Malagasy Bible 1865
Koa izay rehetra mihinana anao dia mba hohanina, ary izay rehetra mampahory anao dia ho lasan-ko babo, izay mamabo anao dia hobaboina, ary Izay rehetra mandroba anao dia hatolotro horobaina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izay rehetra mihinana anao dia mba hohanina, ary izay rehetra mampahory anao dia ho lasan-ko babo; izay mamabo anao dia hobaboina ary izay rehetra mandroba anao dia hatolotro horobaina.
malagasy
Koa izay rehetra mihinana anao dia mba hohanina, ary izay rehetra mampahory anao dia ho lasan-ko babo, izay mamabo anao dia hobaboina, ary Izay rehetra mandroba anao dia hatolotro horobaina.