Jeremiah 30:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hotanterahiko ny fanasitranana anao, eny, hositraniko ny faharatranao, hoy NY TOMPO. Noho ny nitenenany anao hoe: Ilay noroahina, sy hoe: I Ziona tsy misy mpitady ity,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa efa hamehy anao aho, efa hositraniko amin’ny ferinao ianao, -teny marin’i Iaveh.- Fa ny anaranao dia atao hoe: Ikala noroahina, Siôna tsy manam-piahy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria ireo efa niantso anao hoe: «Ry ilay tsy misy ilana azy,» «ry Tsiôna tsy misy miahy akory», koa hositraniko ny ratranao ary hohamainiko ny ferinao; teny hentitra avy amiko TOMPO izany.».
Malagasy Bible 1865
Fa hotanterahiko ny fanasitranana anao, eny, hositraniko ny faharatranao, hoy Jehovah, noho ny nanaovany anao hoe: Ilay noroahina, sy hoe: Ziona tsy misy mpitady ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hotanterahiko ny fanasitranana anao, eny, hositraniko ny faharatranao, hoy NY TOMPO. Noho ny nitenenany anao hoe: Ilay noroahina, sy hoe: I Ziona* tsy misy mpitady ity,
malagasy
Fa hotanterahiko ny fanasitranana anao, eny, hositraniko ny faharatranao, hoy Jehovah, noho ny nanaovany anao hoe: Ilay noroahina, sy hoe: Ziona tsy misy mpitady ity.