Jeremiah 30:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia izao no lazain’NY TOMPO: Indro, haveriko amin’ny laoniny ny tranolain’i Jakoba, ary ny fonenany dia hamindrako fo; koa ny tanàna dia haorina eo amin’ny havoanany, ary ny lapan’ny mpanjaka dia haorina indray eo amin’izay toerany marina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iaveh: Indro hatsangako indray ny lain’i Jakôba, ary hamindrako fo ny fonenany; ny tanàna haorina indray eo amin’ny havoany; ary ny lapany hatsangana indray eo amin’ny fitoerany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no lazain’ny TOMPO: Indro hovako ny anjaranareo, ry fianakavian’i Israely ka hiantrako ny tokantranonareo. Haorina indray eo amin’ny havoany. ireo tanàn-dehibe tsirairay avy ary eo amin’ny toerany taloha ireo trano tsara tarehy.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah: Indro, hampodiko avy amin'ny fahababoana ny lain'i Jakoba, ary ny fonenany dia hamindrako fo; ka ny tanàna dia haorina ao amin'ny havoany, ary ny lapan'andriana hitoetra ao amin'izay mahamety azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia izao no lazain’NY TOMPO: Indro, haveriko amin’ny laoniny ny tranolain’i Jakoba, ary ny fonenany dia hamindrako fo; koa ny tanàna dia haorina eo amin’ny havoanany, ary ny lapan’ny mpanjaka dia haorina indray eo amin’izay toerany marina.
malagasy