Jeremiah 30:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanany koa dia ho tahaka ny tany aloha, ny fiangonany dia hampitoerina eo anatrehako ary hovaliko izay rehetra mampahory azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ho tahaka ny taloha ny zanany; hiorina mafy eo anatrehako ny fiangonany, ary hofaiziko avokoa ny mpampahory azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanjary toy ny fahiny ianareo, ry taranak’i Jakôba: hotohizinareo indray ny fivorianareo eo anatrehako, ary hirotsaka an-tsehatra Aho hamely ireo nampahory anareo.
Malagasy Bible 1865
Ny zanany koa ho tahaka ny tany aloha, ary ny fiangonany hampitoerina eo anatrehako, dia hovaliako izay rehetra mampahory azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanany koa dia ho tahaka ny tany aloha, ny fiangonany dia hampitoerina eo anatrehako ary hovaliko izay rehetra mampahory azy.
malagasy
Ny zanany koa ho tahaka ny tany aloha, ary ny fiangonany hampitoerina eo anatrehako, dia hovaliako izay rehetra mampahory azy.