Jeremiah 30:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho oloko ianareo ary Izaho ho Andriamanitrareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ianareo dia ho oloko, ary izaho ho Andriamanitrareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay dia ho vahoakako indray ianareo ary Izaho ho Andriamanitrareo.»
Malagasy Bible 1865
Ary ianareo ho oloko, ary Izaho ho Andriamanitrareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho oloko ianareo ary Izaho ho Andriamanitrareo.
malagasy
Ary ianareo ho oloko, ary Izaho ho Andriamanitrareo.