Jeremiah 30:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao no teny izay nolazain’NY TOMPO ny amin’ny Israely sy ny Joda,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no teny nolazain’i Iaveh, ny amin’i Israely sy i Jodà:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no hafatra nampitain’ny TOMPO tamin’i Jeremià ho an’i Israely ary koa ho an’i Joda; eny, izao no lazain’ny TOMPO: «Kiakiaka mahatsiravina no re, horohoro tsy misy mampitony.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no teny izay nolazain'i Jehovah ny amin'ny Isiraely sy ny Joda,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izao no teny izay nolazain’NY TOMPO ny amin’ny Israely sy ny Joda,
malagasy
Ary izao no teny izay nolazain'i Jehovah ny amin'ny Isiraely sy ny Joda,