Jeremiah 30:5 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
eny, izao no lazain’NY TOMPO: Feo mampangovitra no renay; tahotra no misy fa tsy fiadanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iaveh: Feo mahatsiravina no efa renay; fahatahorana izao, fa ny fiadanana tsy mba nisy!
Malagasy Bible 1865
eny, izao no lazain'i Jehovah: Feo mampangovitra no renay; Misy tahotra, fa tsy fiadanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
eny, izao no lazain’NY TOMPO: Feo mampangovitra no renay; tahotra no misy fa tsy fiadanana.
malagasy
eny, izao no lazain'i Jehovah: Feo mampangovitra no renay; Misy tahotra, fa tsy fiadanana.