Jeremiah 30:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indrisy! Lehibe izany andro izany ka tsy misy tahaka azy; andro fahoriana ho an’i Jakoba izany, nefa ho voavonjy ho afaka amin’izany ihany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Loza! fa lehibe izany andro izany, ka tsy misy toa azy! Andro fahoriana ho an’i Jakôba izany, kanefa hoafahana amin’izany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Loza ity! fa andro mampahatahotra, andro tsy misy toa azy; vanim-potoana mahory ho an’ny taranak’i Jakôba! Nefa ho afaka amin’izany ihany izy.»
Malagasy Bible 1865
Indrisy! fa lehibe izany andro izany, ka tsy misy tahaka azy; Andro fahoriana ho an'i Jakoba izany, nefa ho voavonjy ho afaka amin'izany ihany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indrisy! Lehibe izany andro izany ka tsy misy tahaka azy; andro fahoriana ho an’i Jakoba izany, nefa ho voavonjy ho afaka amin’izany ihany izy.
malagasy
Indrisy! fa lehibe izany andro izany, ka tsy misy tahaka azy; Andro fahoriana ho an'i Jakoba izany, nefa ho voavonjy ho afaka amin'izany ihany izy.