Jeremiah 30:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa hanompo NY TOMPO Andriamaniny sy i Davida mpanjakany izay hatsangako ho azy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ho mpanaiky an’i Iaveh Andriamaniny izy ireo, sy an’i Davida mpanjakany, izay hatsangako ho azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa hanompo Ahy TOMPO Andriamaniny sy hanompo an’i Davida izay hatsangako ho mpanjakany indray.»
Malagasy Bible 1865
Fa ianao hanompo an'i Jehovah Andriamanitrao sy Davida Mpanjakanao, Izay hatsangako ho anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa hanompo NY TOMPO Andriamaniny sy i Davida mpanjakany izay hatsangako ho azy izy.
malagasy
Fa ianao hanompo an'i Jehovah Andriamanitrao sy Davida Mpanjakanao, Izay hatsangako ho anao.[Heb. Mpanjakany]