Jeremiah 31:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany, hoy NY TOMPO, dia ho Andriamanitry ny isam-pianakavian’ny Israely Aho ary ho oloko izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany andro izany, - teny marin’i Iaveh, - Izaho ho Andriamanitry ny fianakaviana rehetra amin’i Israely, ary izy ireo ho oloko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Rehefa tonga izany fotoana izany, hoy ny teny hentitry ny TOMPO, dia ho Andriamanitry ny foko israelita rehetra Aho, ary izy ho vahoakako.»
Malagasy Bible 1865
Amin'izany andro izany, hoy Jehovah, dia ho Andriamanitry ny isam-pianakavian'ny Isiraely Aho, ary izy ho oloko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany, hoy NY TOMPO, dia ho Andriamanitry ny isam-pianakavian’ny Israely Aho ary ho oloko izy.
malagasy
[Ny famindram-po ho an'ny firenen'Isiraely, sy ny fanekena hatao aminy] Amin'izany andro izany, hoy Jehovah, dia ho Andriamanitry ny isam-pianakavian'ny Isiraely Aho, ary izy ho oloko.