Jeremiah 31:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa NY TOMPO efa nanavotra an’i Jakoba ary efa nanafaka azy tamin’ny tanan’ny mahery noho izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria i Iaveh, efa nanavotra an’i Jakôba, sy nanafaka azy tamin’ny tanan’ny mahery noho izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa efa nanavotra ny olon’i Israely ny TOMPO ka nanafaka azy tamin’ireo mahery noho izy.
Malagasy Bible 1865
Fa Jehovah efa nanavotra an'i Jakoba sy efa nanafaka azy tamin'ny tanan'ny mahery noho izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa NY TOMPO efa nanavotra an’i Jakoba ary efa nanafaka azy tamin’ny tanan’ny mahery noho izy.
malagasy
Fa Jehovah efa nanavotra an'i Jakoba sy efa nanafaka azy tamin'ny tanan'ny mahery noho izy.