Jeremiah 31:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hovokisako zava-matavy ny mpisorona ary ho voky ny zava-tsoako ny oloko, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hovokisako ny matavy ny fanahin’ny mpisorona; ary hivoky ny zava-tsoako ny oloko; - teny marin’i Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hovokisako zava-matavy ny mpisorona ary hofenoiko zava-tsoa ny vahoakako.
Malagasy Bible 1865
Dia hovokisako zava-matavy ny fanahin'ny mpisorona, ary ny oloko ho voky ny zava-tsoako, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hovokisako zava-matavy ny mpisorona ary ho voky ny zava-tsoako ny oloko, hoy NY TOMPO.
malagasy
Dia hovokisako zava-matavy ny fanahin'ny mpisorona, ary ny oloko ho voky ny zava-tsoako, hoy Jehovah.