Jeremiah 31:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO: Atsaharo ny fitomanianao sy ny fandatsahanao ranomaso; fa hisy valiny tokoa ny asanao, hoy NY TOMPO, ary hody avy any amin’ny tanin’ny fahavalo ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iaveh: Sakano ny feonao tsy hitaraina ary ny masonao tsy hitomany; fa hahazo valisoa ny asanao, - teny marin’i Iaveh. - Hody avy any an-tanim-pahavalo izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa izao no lazain’ny TOMPO azy: «Atsaharo ny fitarainanao ary fafao ny ranomasonao fa hovaliako soa ny fisasaranao, hoy ny teny hentitra avy amiko TOMPO. Satria ireny zanakao ireny dia hiverina avy any an-tanin’ny fahavalony.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah: Atsaharo ny fitomanianao sy ny fandatsahanao ranomaso; Fa hisy valiny tokoa ny ataonao, hoy Jehovah, ary hody avy any amin'ny tanin'ny fahavalo ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO: Atsaharo ny fitomanianao sy ny fandatsahanao ranomaso; fa hisy valiny tokoa ny asanao, hoy NY TOMPO, ary hody avy any amin’ny tanin’ny fahavalo ireny.
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah: Atsaharo ny fitomanianao sy ny fandatsahanao ranomaso; Fa hisy valiny tokoa ny ataonao, hoy Jehovah, ary hody avy any amin'ny tanin'ny fahavalo ireny.