Jeremiah 31:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary misy fanantenana ny amin’ny ho avinao, hoy NY TOMPO; fa ny zanakao dia hiverina ho ao amin’ny taniny indray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misy fanantenana ho amin’ny fara andronao, - teny marin’i Iaveh, - ary dia hiverina ho amin’ny faritaniny indray ny zanako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa misy fanantenana ho an’ny taranakao, hoy ny teny hentitra ambarako, hiverina ao an-tanindrazany ny zanakao.
Malagasy Bible 1865
Ary misy fanantenana ho anao any amparany, hoy Jehovah; Fa ny zaza dia hiverina ho any amin'ny taniny indray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary misy fanantenana ny amin’ny ho avinao, hoy NY TOMPO; fa ny zanakao dia hiverina ho ao amin’ny taniny indray.
malagasy
Ary misy fanantenana ho anao any amparany, hoy Jehovah; Fa ny zaza dia hiverina ho any amin'ny taniny indray.