Jeremiah 31:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa reko tokoa i Efraima nitomany ny tenany hoe: Nofaizinao aho, eny, nofaizina toy ny ombilahy kely tsy voafolaka; avereno aho dia ho tafaverina, fa Ianao no TOMPO Andriamanitro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Reko ny fitarainan’i Efraima hoe: «Nofaizanao aho, ka voafay, toy ny vantotr’ombalahy tsy voafolaka; avereno aho, dia hiverina, satria ianao no Iaveh Andriamanitro;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Reko tsara mihitsy ny olon’i Efraîma nitaraina hoe: ‹TOMPO ô, nofaizinao izahay ary dia manaiky hofaizinao tahaka ny ombilahy tanora tsy tena folaka. Nefa ampodio aminao izahay mba hiverenanay tokoa aminao, satria Ianao, TOMPO ô, no Andriamanitray.
Malagasy Bible 1865
Efa reko tokoa Efraima nitomany ny tenany hoe: Nofaizanao aho, eny, nofaizana toy ny ombilahy kely tsy voafolaka; Avereno aho, dia ho tafaverina, fa Hianao no Jehovah Andriamanitro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa reko tokoa i Efraima nitomany ny tenany hoe: Nofaizinao aho, eny, nofaizina toy ny ombilahy kely tsy voafolaka; avereno aho dia ho tafaverina, fa Ianao no TOMPO Andriamanitro.
malagasy
Efa reko tokoa Efraima nitomany ny tenany hoe: Nofaizanao aho, eny, nofaizana toy ny ombilahy kely tsy voafolaka; Avereno aho, dia ho tafaverina, fa Hianao no Jehovah Andriamanitro.