Jeremiah 31:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony efa niverina tokoa aho dia vao nahalala fanenenana; ary rehefa nampahafantarina ny toe-tenako aho dia niteha-tratra; menatra sady mangaihay aho fa latsain’ny tsinin’ny fahatanorako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nony efa nivily aho, dia nanenina; ary nony efa nahalala aho, dia nisafo sirana sady menatra sy nangaihay, satria mitondra ny fahafaham-barakan’ny fahatanorako aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, niodina taminao izahay nefa anenenanay kosa izany. Nampahafantarinao anay ny fahadisoanay, ka mandondon-tratra izahay ankehitriny. Menatra sady mangaihay ny tenanay; manala baràka anay ny fahatanoranay ka hozakainay ny vokany.›
Malagasy Bible 1865
Nony efa niverina tokoa aho, dia vao nahalala fanenenana; Ary rehefa nampahafantarina ny toe-tenako aho, dia niteha-tratra; Menatra sady mangaihay aho, fa latsain'ny tsinin'ny fahatanorako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony efa niverina tokoa aho dia vao nahalala fanenenana; ary rehefa nampahafantarina ny toe-tenako aho dia niteha-tratra; menatra sady mangaihay aho fa latsain’ny tsinin’ny fahatanorako.
malagasy
Nony efa niverina tokoa aho, dia vao nahalala fanenenana; Ary rehefa nampahafantarina ny toe-tenako aho, dia niteha-tratra; Menatra sady mangaihay aho, fa latsain'ny tsinin'ny fahatanorako.[Heb. niteha-pe]