Jeremiah 31:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO: Nahita fitia any an-tany efitra ny olona izay sisa tsy matin’ny sabatra; mandroso ho amin’ny fitsaharana Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iaveh: Nahita fitia tany an’efitra ny vahoaka afaka tamin’ny sabatra; ta-hanome fitsaharana an’i Israely aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no lazain’ny TOMPO: «Tany an-taniefitra no nanehoako hatsaram-po ny vahoaka sisa tsy matin’ny fandringanana. Hizotra milamina amin’izay i Israely.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah: Hahita fitia any an-efitra ny olona izay sisa tsy matin'ny sabatra; Handeha Aho ka hanome fitsaharana ho an'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO: Nahita fitia any an-tany efitra ny olona izay sisa tsy matin’ny sabatra; mandroso ho amin’ny fitsaharana Israely.
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah: Hahita fitia any an-efitra ny olona izay sisa tsy matin'ny sabatra; Handeha Aho ka hanome fitsaharana ho an'ny Isiraely.[Na: Nahita][Na: Nandeha Aho ka nanome]