Jeremiah 31:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manangàna famantaran-dalana ho anao ianao, manorena tsangambato; saino tsara ny lalana efa voavoatra, dia ilay lalana efa nalehanao; miverena indray, ry Israely virijiny, miverena indray ho amin’ireto tanànanao ireto.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manangàna famantaran-dalana, manorena famolaina ho anao, tandremo ny lalam-be, ny lalana efa nalehanao. Miverena, ry virjinin’i Israely, miverena atỳ amin’ny tanànanao indray. Mandra-pahoviana no hiriariavanao, ry zanaka vavy mpiodina?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manangàna mari-dalana ho anao ka asio orim-bato eny amoron-dalana; hevero ny lalana efa nodiavinao, dia ny lalana efa narahinao, ka miverena, ry Israely malala, miverena amin’ireo tanànanao.
Malagasy Bible 1865
Manangàna famantaran-dalana ho anao ianao, manorena tsangam-bato; Saino tsara ny lalana efa voavoatra, dia ilay lalana efa nalehanao; Miverena indray, ry Isiraely virijina, miverena indray ho amin'ireto tanànanao ireto.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manangàna famantaran-dalana ho anao ianao, manorena tsangambato; saino tsara ny lalana efa voavoatra, dia ilay lalana efa nalehanao; miverena indray, ry Israely virijiny, miverena indray ho amin’ireto tanànanao ireto.
malagasy