Jeremiah 31:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Joda sy ny tanànany rehetra dia hiara-monina ao aminy ho mpiasa tany sy ho mpilasy mitondra ny andian’ny ondry aman’osiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Honina ao avokoa i Jodà sy ny tanànany rehetra, ny mpiasa tany mbamin-dry zareo mitarika ny biby fiompy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Amin’izay ny olona tambanivohitra sy an-tanàn-dehibe ao Joda dia hiara-monina eo amin’ny tany, isan’izany ireo tantsaha sy ireo mpiompy mifindrafindra lasy miaraka amin’ny biby fiompiny.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Joda sy ny tanànany rehetra dia hiara-monina ao aminy ho mpiasa tany sy ho mpilasy mitondra ny andian'ny ondry aman'osiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Joda sy ny tanànany rehetra dia hiara-monina ao aminy ho mpiasa tany sy ho mpilasy mitondra ny andian’ny ondry aman’osiny.
malagasy
Ary ny Joda sy ny tanànany rehetra dia hiara-monina ao aminy ho mpiasa tany sy ho mpilasy mitondra ny andian'ny ondry aman'osiny.