Jeremiah 31:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny fanahy ana dia hampisotroiko, ary ny fanahy mihaosa rehetra dia hovokisako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny fanahy mangetaheta, hampisotroiko, ary ny fanahy reraka, hovokisako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hampahereziko ireo efa reraka, ary homeko izay ilainy ireo rehetra efa trotraka. (
Malagasy Bible 1865
Fa ny fanahy ana dia hampisotroiko, ary ny fanahy mihaosa rehetra dia hovokisako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny fanahy ana dia hampisotroiko, ary ny fanahy mihaosa rehetra dia hovokisako.
malagasy