Jeremiah 31:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tamin’izay dia nahatsiaro aho ka nahita ary mamy ny torimasoko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay, dia nahatsiaro aho, ka hitako fa mamy ny torimaso azoko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no hilazana hoe: ‹Nony nifoha aho, dia hitako fa nahasoa ahy ny torimasoko.›)
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izay dia nahatsiaro aho ka nahita; Ary mamiko ny torimasoko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tamin’izay dia nahatsiaro aho ka nahita ary mamy ny torimasoko.
malagasy
Ary tamin'izay dia nahatsiaro aho ka nahita; Ary mamiko ny torimasoko.