Jeremiah 31:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany izy dia tsy hiteny intsony hoe: Ny ray no nihinana voaloboka marikivy ka ny nifin’ny zanany no madilo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany andro izany, tsy hisy intsony hanao hoe: Ny ray no nihinam-boaloboka maharikivy, ka ny zanany no madilo nify.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay dia tsy hisy hamerina intsony izao ohabolana izao: ‹Ny ray aman-dreny no nihinana voaloboka marikivy, ka ny zanany no madilo nify.›
Malagasy Bible 1865
Amin'izany andro izany izy dia tsy hanao intsony hoe: ny ray no nihinana voaloboka maharikivy, ka ny nifin'ny zanany no madilo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany izy dia tsy hiteny intsony hoe: Ny ray no nihinana voaloboka marikivy ka ny nifin’ny zanany no madilo.
malagasy
Amin'izany andro izany izy dia tsy hanao intsony hoe: ny ray no nihinana voaloboka maharikivy, ka ny nifin'ny zanany no madilo.