Jeremiah 31:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy any lavitra no nisehoan’NY TOMPO tamiko ka nitenenany hoe: Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao, koa izany no nampaharetako famindrampo ho anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niseho tamiko tany lavitra tany i Iaveh. Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao; izany no nampaharetako ny famindram-po aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy izy hoe: ‹Avy lavitra ny TOMPO no tonga niseho tamiko.› ka hoy ny navaliko azy: ‹Fitiavana mandrakizay no itiavako anao ka famindrampo no itaomako anao hanatona Ahy.
Malagasy Bible 1865
Tany lavitra any no nisehoan'i Jehovah tamiko ka nanao hoe: Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao, koa izany no nampaharetako famindram-po ho anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy any lavitra no nisehoan’NY TOMPO tamiko ka nitenenany hoe: Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao, koa izany no nampaharetako famindrampo ho anao.
malagasy
Tany lavitra any no nisehoan'i Jehovah tamiko ka nanao hoe: Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao, koa izany no nampaharetako famindram-po ho anao.[Na: Tamin'ny fahiny]