Jeremiah 31:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mitsahatra eo anoloako izany fandaminana izany, hoy NY TOMPO, dia hitsahatra tsy ho firenena eo anatrehako mandrakizay kosa ny taranak’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mitsahatra izany lalàna izany, na oviana na oviana, eo anatrehako, - teny marin’i Iaveh, - dia hitsahatra amin’izany koa ny taranak’i Israely, tsy ho firenena mandrakizay eo anatrehako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha tàhiny tsy manan-kery intsony ireo lalàna voajanahary ireo eo anatrehako, dia hitsahatra tsy ho firenena intsony ny taranak’i Israely eo anatrehako. Teny hentitra avy amiko TOMPO izany.
Malagasy Bible 1865
Raha miova eo anoloako izany filahatra izany, hoy Jehovah, dia hitsahatra tsy ho firenena eo anatrehako mandrakizay kosa ny taranak'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mitsahatra eo anoloako izany fandaminana izany, hoy NY TOMPO, dia hitsahatra tsy ho firenena eo anatrehako mandrakizay kosa ny taranak’Israely.
malagasy
Raha miova eo anoloako izany filahatra izany, hoy Jehovah, dia hitsahatra tsy ho firenena eo anatrehako mandrakizay kosa ny taranak'Isiraely.