Jeremiah 31:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO: Raha misy maharefy ny lanitra ambony, na mahafantatra ny fanorenan’ny tany ambany, dia Izaho kosa hanary ny taranak’Israely rehetra noho izay rehetra nataony, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iaveh: Raha azo refesina ny lanitra ambony, ka azo takarina ny fanorenan’ny tany ambany, dia hakìfiko koa ny taranak’i Israely rehetra, noho izay rehetra efa nataony, - teny marin’i Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy maharefy ny haavon’ny lanitra, hoy AHO, na afaka hahafantatra ny halalin’ny tany, dia holaviko i Israely manontolo noho ny ratsy rehetra nataony, hoy ny teny hentitra avy amiko TOMPO.»
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah: Raha misy maharefy ny lanitra ambony, na mahafantatra ny fanorenan'ny tany ambany, dia Izaho kosa hanary ny taranak'Isiraely rehetra noho izay rehetra nataony, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO: Raha misy maharefy ny lanitra ambony, na mahafantatra ny fanorenan’ny tany ambany, dia Izaho kosa hanary ny taranak’Israely rehetra noho izay rehetra nataony, hoy NY TOMPO.
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah: Raha misy maharefy ny lanitra ambony, na mahafantatra ny fanorenan'ny tany ambany, dia Izaho kosa hanary ny taranak'Isiraely rehetra noho izay rehetra nataony, hoy Jehovah.