Jeremiah 31:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny kofehy fandrefesana dia mbola hohenjaniko mahitsy hatreo an-tampon’ny havoanan’i Gareba, dia hasangodina ho any Goa;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tady famolaina hohenjanina mahitsy, eo amin’ny havoan’i Gareba, ka hasangodina ho any Gôà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hofaritana ny faritra vaovaon’ny tanàna, ka miankandrefana hatreny amin’ny havoanan’i Gareba, avy eo dia mihodina mankany Gôhà.
Malagasy Bible 1865
Ary ny famolaina dia mbola hohenjaniko mahitsy hatreo an-tampon'ny tendrombohitra Gareba, dia hasangodina ho any Goa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny kofehy fandrefesana dia mbola hohenjaniko mahitsy hatreo an-tampon’ny havoanan’i Gareba, dia hasangodina ho any Goa;
malagasy
Ary ny famolaina dia mbola hohenjaniko mahitsy hatreo an-tampon'ny tendrombohitra Gareba, dia hasangodina ho any Goa;Ary ny lohasaham-paty sy lavenona rehetra sy ny saha rehetra hatramin'ny Lohasahan-driaka Kidrona ka hatramin'ny zoron'ny vavahadin-tsoavaly atsinanana dia ho masina ho an'i Jehovah; Tsy hongotana na horavana intsony izy mandrakizay.