Jeremiah 31:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mbola hanorina anao indray Aho ka hiorina ianao, ry Israely virijiny! Mbola hiravaka mitondra ny ampongatapakao ianao ka hivoaka amin’ny dihin’ny mifaly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho hanorina anao indray, dia ho voaorina indray ianao, ry virjinin’i Israely; hiramarama amin’ny ampongatapakao indray, ary hamindra amin’ny dihy fifaliana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Haoriko indray ianao, ry Israely mamiko, ka ho voaorina; hiravahanao indray ny ampongatapakao hanentananao ireo mpandihy mitotorebika.
Malagasy Bible 1865
Mbola hanorina anao indray Aho, ka dia hiorina ianao, ry Isiraely virijina! Ary mbola hiravaka mitondra ny ampongatapakao ianao ka hivoaka amin'ny dihin'ny mifaly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mbola hanorina anao indray Aho ka hiorina ianao, ry Israely virijiny! Mbola hiravaka mitondra ny ampongatapakao ianao ka hivoaka amin’ny dihin’ny mifaly.
malagasy
Mbola hanorina anao indray Aho, ka dia hiorina ianao, ry Isiraely virijina! Ary mbola hiravaka mitondra ny ampongatapakao ianao ka hivoaka amin'ny dihin'ny mifaly.