Jeremiah 31:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mbola hanao tanim-boaloboka ao amin’ny tendrombohitr’i Samaria ianao; ny mpamboly dia hamboly sady hihinana ny vokatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hamboly ny tanimboalobokao indray ianao any an-tendrombohitr’i Samaria: izay mamboly, hamboly ka hioty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hambolenao voaloboka indray eny amin’ny havoanan’i Samaria ka ireo mpamboly no hioty ny vokatry ny famboleny.
Malagasy Bible 1865
Mbola hanao tanim-boaloboka ao amin'ny tendrombohitr'i Samaria ianao; Ny mpamboly dia hamboly sady hihinana ny vokatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mbola hanao tanim-boaloboka ao amin’ny tendrombohitr’i Samaria ianao; ny mpamboly dia hamboly sady hihinana ny vokatra.
malagasy
Mbola hanao tanim-boaloboka ao amin'ny tendrombohitr'i Samaria ianao; Ny mpamboly dia hamboly sady hihinana ny vokatra.