Jeremiah 31:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mbola hisy andro hiantsoan’ny mpitazana any amin’ny tany be havoana any Efraima hoe: Mitsangàna ianareo ka andeha isika hiakatra any Ziona, ho any amin’NY TOMPO Andriamanitsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa efa avy ny andro, hiantsoan’ny mpiambina any amin’ny tendrombohitr’i Efraima hoe: «Mitsangana ianareo, ka andeha isika hiakatra any Siôna, ho any amin’i Iaveh Andriamanitsika!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ho avy indray ny andro izay hiantsoan’ireo mpiambina eny an-tendrombohitr’i Efraîma hoe: Andeha isika hiakatra any Tsiôna ho eo anilan’ny TOMPO Andriamanitsika!› »
Malagasy Bible 1865
Fa mbola hisy andro hiantsoan'ny mpitazana any amin'ny tany havoan'i Efraima hoe: Mitsangana ianareo, ka andeha isika hiakatra any Ziona, Ho any amin'i Jehovah Andriamanitsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mbola hisy andro hiantsoan’ny mpitazana any amin’ny tany be havoana any Efraima hoe: Mitsangàna ianareo ka andeha isika hiakatra any Ziona*, ho any amin’NY TOMPO Andriamanitsika.
malagasy
Fa mbola hisy andro hiantsoan'ny mpitazana any amin'ny tany havoan'i Efraima hoe: Mitsangana ianareo, ka andeha isika hiakatra any Ziona, Ho any amin'i Jehovah Andriamanitsika.